- Alakamisy 06 Janoary 2011
Actualités.AV 7 Tsy mangarahara ny fampisam-bola
Hamaky ny tohiny
Hamaky ny tohiny
Vaky ambatolampy ny raharaha tokatranon’ny onjampeo sy fahitalavi-pirenena. Niteraka fimenomenomana sy disadisa tamin’ny samy mpiasa ny fandraisana mpiasam-panjakana izay toa tsy manaraka ny lalàna.
Hamaky ny tohinyZava-doza ity nitranga teny Ambalavao-Atsimondrano ity. Ny alin’ny 31 desambra teo no voalaza fa nisy nahinana nandritra ny fanasana tamina tranon’olona iray notokanana ity filahiana ity.
Hamaky ny tohinyNandrasana hatramin’ny faran’ny taona ny fampifanatrehana ny kolonely Charles sy ny Cemgam, ny Jeneraly André Ndrianarijaona.
Hamaky ny tohinyVao maraina omaly dia efa sahirana ireo mpandeha ny zotra 114 sy 112. Tsy nisy niasa ny taxi-be fa nigrevy.
Hamaky ny tohiny