- Alarobia 22 Septambra 2010
Actualités.Bakalorea 2010 Toamasina Nivoaka omaly ny valim-panadinana
Nivaly ny talata 21 septambra tokony tamin’ny iray ora maraina ny fanadinana bakalôrea ho an’ny faritra telo ao Toamasina, dia Atsinanana, Analanjorofo ary Alaotra Mangoro. Tsy fantatra mazava ny taham-pahafahana tamin’ity taona 2010 ity satria dia nanakatom-baravarana tamin’ny mpanao gazety ny eo anivon’ny “office du bacc” Toamasina.
Hamaky ny tohiny