• Alakamisy 13 Janoary 2011
Actualités.Fandraisana ho mpianatra mpitsara Mivoaka alohan’ny fotoana ny laza adina ?

Manomboka anio ka mitohy amin’ny fiandohan’ny herinandro ambony ny adina am-bava amin’ny fanadinana fandraisana ireo mpianatra mpitsara taom-pianarana 2010-2011.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 13 Janoary 2011
Actualités.Fandriampahalemana Basy avy aiza no ampiasain’ireo jiolahy ?

Isan’andro no ahitana an-gazety sy andrenesana sy amin’ny haino aman-jery fa nisy jiolahy mitam-piadiana nanafika tatsy sy taroa. Tsy mifidy hasiana ny jiolahy fa na mpivarotra ambongadiny, tranon’olona ambony sy manna-katao, na orinasa, eny fa hatramina mpitandro ny filaminana aza dia lasibatra avokoa.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 13 Janoary 2011
Actualités.VAOVAO TAPATAPANY 13

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 12 Janoary 2011
Actualités.Fisolokiana avo lenta Tambajotra iray saron’ny zandary

Nahitam-bokatra ny ezaka nataon’ny Zandary avy ao amin’ny Sampam-pikarohana heloka bevava Fiadanana tamin’ny fitadiavana tambajotra mpanao asa fisolokiana.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 12 Janoary 2011
Actualités.Raharaha BANI Notohizana tany Tsiafahy ny famotorana

Raha tokony ho nentina niakatra tao amin’ny Lapan’ny Fitsarana Anosy hatao famotorana lalina mikasika ny raharaha BANI ny kolonely isany Coutiti Assolant, andiany faha-10 nivoaka tao amin’ny Akademia miaramila Antsirabe, ny kolonely Jadifara Laurent ary ny kolonely Ramilijaona Luc André, Ombimangan’ny andiany faha-16, dia najanona tany Tsiafahy ihany izy ireo fa ny mpitsara zokiolona avy aty Antananarivo no nidina tany nanatanteraka izany.

Hamaky ny tohiny
FTT