- Zoma 14 Janoary 2011
Actualités.Hopitaly sy kianja manara-penitra Roa volana aty aoriana, mijanona ho doka
«Hanamboarana hopitaly tena manara-penitra i Toamasina. Eo an-tokotany nisy ny orinasan-dry zalahy no hanorenantsika azy… Afaka herinandro monja dia hanomboka ny asa amin’ny fametrahantsika ny vato fehizoro».
Hamaky ny tohiny
