Actualités
- Talata 18 Janoary 2011
Actualités.VAOVAO TAPATAPANY
Hamaky ny tohiny
Tafiditra ho anisan’ny soritrasa laharampahamehan’ny ministeran’ny serasera ny amin’ny holafitry ny mpanao gazety, araka ny nambaran’i Félix Malazarivo, ministra nandritra ny lanonana fifampiarahabana nataon’ny departemantany teny Imaibahoaka Ivato ny sabotsy 15 janoary lasa teo.
Hamaky ny tohinyTafiditra ao anatin’ny soritrasan’ny Fiangonan’i Jesoa Kristy eto Madagasikara (FJKM) amin’ity taona 2011 diavina ity ny hamerina ny Radio Fahazavana, onjampeon’ny fiangonana.
Hamaky ny tohinyHamaky ny tohiny
Nandeha fitsarana ady maika omaly tao Anosy ilay raharaha fangatahana ny hamohana an’Antsahamanitra.
Hamaky ny tohiny