• Talata 18 Janoary 2011
Actualités.DREN Alaotra Mangoro Mitokona ireo mpampianatra FRAM

Samy nahitana mpampianatra FRAM nitokona teo anoloan’ny biraon’ny faripiadidiam-pampianarana na Cisco Ambatondrazaka sy Moramanga ny alatsinainy 17 janoary teo. Ho an’ny Cisco Ambatondrazaka manokana dia tao amin’ny Cisco Atsimondrova no nifamotoana ireo mpampianatra FRAM ny maraina tokony ho tamin’ny 9 ora.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 18 Janoary 2011
Actualités.Informatika sy teknolojia vaovao Hamaly ny filana ny IT University

Mivoatra haingana dia haingana ny tontolon’ny serasera sy ny fifandraisan-davitra ary miezaka ny manaraka izay ny eto amintsika hatramin’ny nidiran’ny “fibre optique” izay nanokatra sehatr’asa vaovao maro.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 18 Janoary 2011
Actualités.Mpianatry ny Oniversite Mangataka ny hanondrotana 50% ny vatsimpianarana

Raha tsy mbola mivaha tanteraka akory ny olana eny anivon’ny oniversite dia efa mangataka fanondrotana vatsimpianarana sahady ny mpianatra.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 18 Janoary 2011
Actualités.Sakoroka tao Toamasina 42 voasambotra, 02 naiditra hopitaly

Nihidy avokoa ny ankamaroan’ny mpivarotra tao Toamasina omaly, indrindra ireo mpivaro-bary sy ireo tranombarotra, noho ny tahotra sakoroka.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 18 Janoary 2011
Actualités.Seranana Ivato Efa ela no nisy lonilony ny polisy sy ny zandary

Araka ny loharanom-baovao dia efa ela no nisy lonilony teo amin’ny polisy sy ny zandary eny amin’ny seranana Ivato.

Hamaky ny tohiny
FTT