- Alakamisy 07 Oktobra 2010
Actualités.Fikambanan’ny Mpitatitra «camion» Foana ny fanakanana ny RN2 omaly
Hamaky ny tohiny
Hamaky ny tohiny
Misy ny tsy fifankahazoana amin’izao fotoana izao eo amin’ny fiadidiana ny Kaominina Antananarivo renivohitra sy ny eny Ambohitsorohitra eny. Efa ela ihany ity ady mangatsika ity saingy hain’ny roa tonta ny nanafina azy.
Hamaky ny tohiny800 tapitrisa ariary isan’andro ny fatiantoky ny MICTSL, orinasa misahana ny fibatana Kaontenera ao amin’ny seranan-tsambo, nandritra izay fitokonana nanomboka ny 28 septambra hatramin’izao izay.
Hamaky ny tohinyNihena hatrany amin’ny antsasany ny fanampiana ara-bola avy any ivelany tao anatin’ny herintaona. Raha nahatratra 698 tapitrisa dolara ny totalin’ny vola azon’ny fanjakana tamin’ny taona 2008 dia tsy nisy afa tsy 372 tapitrisa dolara izany tamin’ny taon-dasa.
Hamaky ny tohinyHitohy anio alakamisy 07 Oktobra rehefa niato kely omaly ny fitokonana faobe tontosain’ireo mpampianatra mpikaroka, eny Ankatso. Eo amin’ny esplanade toy ny niseho ny talata teo, fotoana nanombohan’ny fitokonana ihany no hifamotoana izy ireo manomboka amin’ny 10 ora, araka ny fanazavana azo.
Hamaky ny tohiny