- Alakamisy 20 Janoary 2011
Actualités.Famotsoran-keloka Mety hahomby ihany !
Hamaky ny tohiny
Hamaky ny tohiny
Eny Andohatapenaka, route digue, ho an’Antananarivo, ao amin’ny avenue Pasteur (Tanambao) ho an’Antsiranana ary ao Morafeno ho an’i Toamasina, raha tsy hiteny afa tsy ireo no toerana nofinidin’i Andry Rajoelina hanorenana hopitaly manara-penitra nampanantenany isaky ny renivohi-paritany.
Hamaky ny tohinyHamaky ny tohiny
Tsy mbola hita ao Toamasina hatramin’izao na iray kilao aza ilay vary mora, saingy lafo raha miohatra amin’ny fampanantenana teny amin’ny Kianjan’ny 13 mey roa taona lasa sy ny vidim-barin’ny fitondrana teo aloha, nampanantenain’i Andry Rajoelina, filohan’ny FAT efa roa herinandro izao.
Hamaky ny tohinyMbola mipetraka ho baraingo hatramin’izao ny tohin’ny resaka “Passerelle Internationale Unique”.
Hamaky ny tohinyHamaky ny tohiny