• Alarobia 26 Janoary 2011
Actualités.Fitrandrahana solika ao Tsimiroro Hotatazan’ny Frantsay koa ?

Hamoaka tolo-bidy vaovao momba ny fitrandrahana solika ao Tsimiroro ny fitondrana tetezamita, araka ny nambaran’ny ministry ny solika Mamy Ratovomalala ny faran’ny herinandro teo.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 26 Janoary 2011
Actualités.Vidin-dasantsy Nitazona ny azy ny Shell

Raha nahitana fiakarany 50Ar hatramin’ny 70Ar avokoa ny vidin-dasantsy eny amin’ireo kaompania mpaninjara solika tao Toamasina omaly, ka lasa 3.020Ar sy 3.040Ar, dia tsy izay kosa no hita teo anivon’ny Shell fa mbola nijanona tamin’ny vidiny teo aloha, 2.970Ar hatrany.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 26 Janoary 2011
Actualités.VAOVAO TAPATAPNY

Hamaky ny tohiny
  • Talata 25 Janoary 2011
Actualités.Fitanana am-ponja ambongadiny Mitroatra ireo zanaky ny «Grand Sud-Est»

Fivoriana atsy, fivoriana aroa ! Izay no hita taorian’ny «fanagadrana», hoy ny havany, «fihazonana am-ponja vonjimaika», hoy ny fitsarana, nahazo ireo tovolahy 39 mirahalahy noho ilay sakoroka tao Toamasina ny alatsinainy 17 janoary teo.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 25 Janoary 2011
Actualités.Volamena tratra teny Ivato Mifamahofaho be ny resaka

Hatramin’ny nahatrarana ireo volamena 3,5 kilao teny amin’ny seranam-piaramanidina Ivato ny 18 janoary teo dia mangingina be ihany, tsy nisy tohiny intsony ilay resaka.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 25 Janoary 2011
Actualités.VAOVAO TAPATAPANY

Hamaky ny tohiny
FTT