- Alakamisy 27 Janoary 2011
Actualités.Fikambanan’ny Ben’ny tanàna (AMM) Mitaky amoahana ny sata mazava mifehy azy ireo
Mitohy ny tolona ho an’ireo Ben’ny tanàna mpikambana ao amin’ny AMM taorian’ny fivoahan-dRalaiseheno Guy Maxime, filohan’izy ireo avy eny am-ponja ny sabotsy lasa teo raha ny nambaran-dRakotovao Andriantseheno Michel, Ben’ny tanànan’ny Kaominina Ambatomanga Arivonimamo, tafaresaka tamin’ny Tia Tanindrazana.
Hamaky ny tohiny
