- Alarobia 02 Febroary 2011
Actualités.Canal+Madagascar : Miampy iray ireo tolotra ho an’ny mpanjifa
Hamaky ny tohiny
Hamaky ny tohiny
Hamaky ny tohiny
Tsy faly ireo zanaky ny «Grand Sud-Est» monina ao Toamasina noho ilay raharaha posy ny 17 janoary. 39 mirahalahy ireo MD tamin’ny 41 voasambotra, ka 05 tsy ampy taona, ny 02 naratra mafy nafahana. Nisy ny resaka nifanaon’ny gazety Tia Tanindrazana tamin’i Georges na Iaban’i Pata, filohan’ny fikambanana tanora Grand Sud-Est mikasika iny raharaha iny.
Hamaky ny tohinyMahazo hery tanteraka ny Karana sy ny vahiny, indrindra ny Frantsay amin’izao fotoana izao eto amin’ny firenena. Ny eto an-drenivohitra manokana dia efa niaraha-nahita ny zava-misy teny amin’ny lalana mankany Soavina Atsimondrano.
Hamaky ny tohinyEfa ho andro maromaro izay no tsy naharaka nanala fako tao Antsiranana tampon-tanàna ireo fiara mpanary fakon’ny Kaominina. Vokany, manomboka maimbo ny tanàna ka niala tamin’ny lazany teo aloha.
Hamaky ny tohiny