- Alatsinainy 25 Oktobra 2010
Actualités.Holafitry ny mpisolovava Me Radson Solo no filoha vaovao
Hamaky ny tohiny
Hamaky ny tohiny
Mandalo ao Antsiranana ity mpanakanto avy atsy amin’ny nosy La Réunion ity ary niresaka tamin’ny mpanao gazety mba hamoaka ny hetahetany. Satria Malagasy ny renibeny, anisan’ny anton-diany ao Antsiranana koa ny hitady io fianakaviany io.
Hamaky ny tohinyHamaky ny tohiny
Mangataka ny hamoahana tsy misy hatak’andro ireo gadra politika 12 mirahalahy izay voampanga ho tompon’antoka tamin’ny raharaha fametrahana baomba sy fanafihana ny Viva ny fikambanana Maherifon’ny firenena 2009.
Hamaky ny tohinyHagagana ny an’ireo vaditany ao Toamasina raha nahalala fa misy izany taratasy nataona filohana vaomiera eo anivon’ny filankevitra ambonin’ny tetezamita izany tonga eny anivon’ireo tomponandraikitry ny filaminana ao Toamasina.
Hamaky ny tohiny