Actualités

Kly Charles Hitory ny ministry ny Fitsarana


  • Talata 08 Febroary 2011


Sambany teo amin’ny tantaram-pirenena no nisy nahasahy nitory ministra am-perinasa. Araka ny loharanom-baovao dia hitory an-dRazanamahasoa Christine ny lietnà-kolonely Charles Andrianasoavina noho ny filazan’ity farany fa tsy salama saina ny tenany.

Nilaza moa ity manamboninahitra tamin’ny alalan’ny mpisolovava azy fa salama saina tsara ary afaka manaporofo izany ny zokiolon’ny mpitsara mpanao famotorana izay nanao famotorana azy mikasika ny raharaha fanonganam-panjakana 2009, ny alakamisy teo teny Tsiafahy. Ho hita eo ny tohiny.

 Rakoto Maxime

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • JIRAMA
  • Alakamisy 01 Oktobra 2026

Handatsaka orana artifisialy

  • Voaheloka sy mbola
  • Alakamisy 01 Oktobra 2026

misy dosie goavana i Marie Michelle

  • FAHARETAN’NY
  • Alakamisy 01 Oktobra 2026

PASIPAORO HO 10 TAONA

  • Fanapahan-kevitra stratejika
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Hanova mpamatsy solika i Madagasikara

  • Afera ara-tany goavana
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Mandeha ny fampiadiana

  • AMBALAMADIRO,
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

ANKIABE SALOHY

Hijery ny tohiny
FTT