• Talata 26 Oktobra 2010
Actualités.Matérnité Befelatanana Nisy namotika ny fiaran’ny dokotera telo

Nokapohina vato ary potika avokoa ny fitaratry ny fiara telo izay nipetraka tao amin’ny matérnité Befelatanana. Ny alin’ny alahady teo no nitrangan’izany, araka ny fanazavana azo teny an-toerana.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 26 Oktobra 2010
Actualités.Seranam-piaramanidina lehibe Hankinina amin’ny vahiny ny fiarovana

Io indray izao no resaka mandeha amin’izao fotoana izao. Araka ny loharanom-baovao avy eny Ivato eny, dia hoe izay no fironana eran’izao tontolo izao, ary manao izany avokoa ny firenena maro ho fanarahana fenitra sy lentan’ny seranam-piaramanidina.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 26 Oktobra 2010
Actualités.Ambanja Zandary nandoro olona velona

Ny alakamisy 14 oktobra lasa iny no nitrangan’ity habibiana mahatsiravina ity, ary miteraka resabe ao Ambanja ao amin’izao fotoana izao. Araka ny fantatra dia nisy rangahy iray, nanana disadisa tamin’ny reniny tany amin’ny tanàna akaikin’Antranokarany, 15km miala an’Ambanja, amin’ny lalam-pirenena faha-6 iny.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 26 Oktobra 2010
Actualités.Mpanohana ny TSIA Mila fahamarinana ny fitantanana ny firenena

Eto Antananarivo renivohitra ihany aloha hatramin’izao no tena ahitana ireo mpanao fampielezan-kevitra ary manatombo amin’ny fihetsiketsehana sy fitsidihana Fokontany ny mpanohana ny ENY.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 26 Oktobra 2010
Actualités.VAOVAO TAPATAPANY

Hamaky ny tohiny
FTT