• Alarobia 16 Febroary 2011
Actualités.Rabe Landry “Misy fetra ny fandeferana fa hitroatra ny vahoaka”

“Atahorana ny fitroaran’ny vahoaka mahantra noho ny zava-misy ankehitriny», hoy Atoa Rabe Landry, mpahay toekarena sady mpandraharaha. Aoka tsy hieritreritra ny mpitondra ankehitriny, hoy ity farany, fa tsy hoe resy ny vahoaka tsy mandady harona rehefa tsy miteny.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 16 Febroary 2011
Actualités.Fifehezana ny vidin’entana Vaky loha ny mpitondra, tezitra ny mpandraharaha !

Mihazakazaka mitety orinasa etsy sy eroa tato anatin’ny roa herinandro izao ireo tomponandraiki-panjakana ambony eto amintsika, lohalaharana amin’izany ny praiministra Camille Vital sy ny ministry ny toekarena sy ny indostria Fienena Richard.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 16 Febroary 2011
Actualités.VAOVAO TAPATAPANY

Hamaky ny tohiny
  • Talata 15 Febroary 2011
Actualités.Fitaterana eto an-drenivohitra Hotokanana anio ireo arrêt nasiam-panavaozana

Mpiara-miombon’antoka amin’ny tanànan’Antananarivo nanomboka tamin’ny taona 2005 ny «Région île de France».

Hamaky ny tohiny
  • Talata 15 Febroary 2011
Actualités.Dian’i Andry Rajoelina tany Toamasina Lanonam-panjakana sa raharahan’ny mpinamana ?

Nanaitra ihany ny fipetraky ny arofenitra nandritra ny lanonana fitokanana sy fametrahana ny vatofototry ny fanamboarana fotodrafitrasa tao Toamasina ny sabotsy 12 febroary teo, nidinan’i Andry Rajoelina mivady sy mpikambana vitsivitsy avy eo anivon’ny governemantan’ny Fahefana Avon’ny tetezamita, tany an-toerana.

Hamaky ny tohiny
FTT