- Talata 02 Novambra 2010
Actualités.Famaranana lisi-pifidianana Nihazakazahana naloa ny volan’ireo mpanao “saisie”
Hamaky ny tohiny
Hamaky ny tohiny
Raha noheverina fa nangina ity andramena na “bois de rose” miondrana an-tsokosoko ao amin’ny seranan-tsambon’i Toamasina ity, dia tsy izay no zava-misy fa toa misoko mangina toa ron-gisa ny tranga rehetra.
Hamaky ny tohinyNy alatsinainy 25 oktobra teo no niakatra fampanoavana sy mpitsara mpanao famotorana ilay raharaha fanafihana nataona jiolahy, ny volaben’ny ladoany mitentina 60 tapitrisa ariary izay saika nandoavana ny tambin-karaman’ny mpiasa.
Hamaky ny tohinyRaharaha anisan’ny tena narahan’ny maro akaiky ity andramena efatra kaontenera tratra ny volana septambra teo anivon’ny seranan-tsambon’i Toamasina ity, saika haondrana an-tsokosoko tany Malezia.
Hamaky ny tohinyPolisy valolahy niaraka tamina vaditany no tonga nampihatra didy omaly. Sekoly tsy miankina no niharan’ny fandroahana tamin’ny trano.
Hamaky ny tohiny