Actualités

Lietnŕ-kolonely Charles Salama tsara any am-ponja


  • Alarobia 16 Febroary 2011


Araka ny loharanom-baovao dia salama tsara ny lietnà-kolonely Andrianasoavina Charles any Tsiafahy amin’izao fotoana izao. Na izany aza, taorian’ireny filazana ny “marina” nataony an-taratasy sy am-bava ireny dia tsy nahazo notsidihina intsony ny tenany na ireo fianakaviany akaiky aza. Sokajiana ho anisan’ireo “voafonja atahorana” mantsy, hono, izy ka na ny efitra misy azy aza dia mitokana mihitsy fa tsy miaraka amin’ireo mpiray raharaha aminy. Nisy ny resaka niely tamin’ny gazety teto an-drenivohitra fa misy ireo tsy salama amin’ireo manamboninahitra voarohirohy tamin’ny resaka BANI. Hatramin’izao, araka izany, dia afaka misento tokana ireo fianakavian’ny kolonely Charles mandre ity vaovao ity.

 Rakoto Maxime

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • JIRAMA
  • Alakamisy 01 Oktobra 2026

Handatsaka orana artifisialy

  • Voaheloka sy mbola
  • Alakamisy 01 Oktobra 2026

misy dosie goavana i Marie Michelle

  • FAHARETAN’NY
  • Alakamisy 01 Oktobra 2026

PASIPAORO HO 10 TAONA

  • Fanapahan-kevitra stratejika
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Hanova mpamatsy solika i Madagasikara

  • Afera ara-tany goavana
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Mandeha ny fampiadiana

  • AMBALAMADIRO,
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

ANKIABE SALOHY

Hijery ny tohiny
FTT