- Zoma 18 Febroary 2011
Actualités.Fodian’ireo sesitany Ankasitrahan’ny HMF
Hamaky ny tohiny
Hamaky ny tohiny
Hamaky ny tohiny
Taorian’ny fandalovan’ny rivodoza Biginza tao amin’ny faritra Ambatosoa misy an’i Mananara Avaratra sy Maroantsetra, dia maresaka indray ny hoe «hibiziana aza atao, ka mainka misy an’i Bingiza hanararaotana».
Hamaky ny tohinyHamaky ny tohiny
Raha tena dingana tsy maintsy arahana amin’ny fanalana ny krizy tokoa ny fiverenan’ny filoha Marc Ravalomanana an-tanindrazana, dia tsy olana izany raha ny hevitry ny olona sendra ny Tia Tanindrazana. Misy ihany anefa ireo manahy sao hitarika korontana eto indray izany ary hampizara ny samy Malagasy, ao koa ireo milaza fa efa fanombohan’ny fifamelana sy ny fampihavanana eo amin’ny samy mpanao politika izany ka tsy tokony hisy olana…
Hamaky ny tohinyMiha mazava ankehitriny ny resaka amin’ity trafikana «bois de rose» ity. Olona ambony tao amin’ny FAT no nalaza an-gazety faramparany teo fa misy vesatra telo iampangana azy.
Hamaky ny tohiny