Actualités

Ambohijanaka Tsindromina rongony dia omena fanamiana mitovy


  • Zoma 18 Febroary 2011


Andro vitsivitsy izay dia nisy ny fitadiavan’ny sasany mersenera mba higafy amin’ny sabotsy izao. Efa voalaza ombieny ombieny ny momba ireo bokonozatra izay karamaina 20.000 ariary dia hitsofoka ao anaty olona ary hidaroka sy hitarika korontana fotsiny. Loharanom-baovao marim-pototra ihany koa omaly no nahafantarana, ary nohamafisin’ny mpiray tanàna sasantsasany rahateo, fa misy fidinan’ny sasany teny amin’ny tanàna manodidina ny renivohitra toa an’Ambohijanaka sy Dorodosy ary nifampiresaka tamin’ireo zatovo ireo.

Raha ny filazan’ny mpiray monina dia efa nitranga tamin’ny taona 2002 ihany ity fanao ity. Ny tena tanjona dia karamaina hanakorontana ireo andian-jatovo ireo. Misy amin’ireo no mitaraina ho marary fatratra rehefa miafana ny herin’ireo zava-mahadomelina kanefa tsy sahy mandeha manatona mpitsabo noho ny henatra sy ny tahotra. Raikitra izany ny fanangonana olona etsy sy eroa mba hanakorontana. Na ny bokonozatra na ny tambanivohitra dia taomina avokoa noho ny...tahotra

r.d

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Fanirisoa Ernaivo
  • Zoma 02 Oktobra 2026

« Tsy misy valifaty politika !

  • Fitsarana
  • Zoma 02 Oktobra 2026

mangarahara sy manakaiky vahoaka

  • KAOMININA
  • Zoma 02 Oktobra 2026

ANTANANARIVO RENIVOHITRA

  • Trafika
  • Zoma 02 Oktobra 2026

sokatra radiata

  • Taom-pahavaratra 2026-2027
  • Zoma 02 Oktobra 2026

  • AMPITATAFIKA
  • Zoma 02 Oktobra 2026

ATSIMONDRANO 2 taonina isan'andro ny fako

Hijery ny tohiny
FTT