• Talata 08 Martsa 2011
Actualités.Trafikana “bois de rose” Olona ambony maromaro hadihadiana

Misokatra amin’ny tompon’andraiki-panjakana maromaro amin’izao fotoana izao ny fanadihadiana ataon’ny zandary momba ny fivoahan’ny bolabola na “bois de rose” miisa 23 tao Mananara Avaratra.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 08 Martsa 2011
Actualités.Famonjana manamboninahitra Mangina ny Ombimanga, tsy re ny COGER

Feno roa taona anio talata 8 martsa ny nikomian’ny miaramila tao amin’ny tobin’ny CAPSAT Soanierana ka nivoahan’izy ireo izany toby izany niaraka tamin’ny fitaovam-piadiana sy tsy naneken’izy ireo intsony ny handray baiko avy amin’ny filoham-pirenena tamin’izany fotoana Atoa Marc Ravalomanana sy ny CEMGAM ny jeneraly Rasolomahandry ary ny ministry ny fiarovana ny Vice-Amiral Mamy Andrianaivoniarivo.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 08 Martsa 2011
Actualités.VAOVAO TAPATAPANY

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 07 Martsa 2011
Actualités.Sarimihetsika Malagasy Nisintaka ny OMDA ireo mpamokatra sy mpilalao

Hisintaka tsy ho mpikambana ao amin’ny OMDA na ny Ofisy Malgasy momba ny zon’ny mpamorona intsony ireo mpamokatra sy mpilalao sarimihetsika Malagasy.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 07 Martsa 2011
Actualités.Fanilihana ny DSP Vokatry ny tsy fifankahazoana ela tao an-dapa

Araka ny loharanom-baovao akaiky ny fanalana ny tale misahana ny fiarovana teo anivon’ny fiadidiana ny Fahefana avon’ny tetezamita na ny DSP dia efa hatry ny ela izy no tsy azoazon’ireo olona mitana andraikitra ambony ao Ambohitsorohitra.

Hamaky ny tohiny
FTT