- Alatsinainy 22 Novambra 2010
Actualités.VAOVAO TAPATAPANY
Hamaky ny tohiny
Nataon’ny Fitondrana avon’ny tetezamita ny fomba rehetra mba hampakarana avo ny tahan’ny fandraisan’anjan’ny mpifidy nandritra ny fitsapan-kevi-bahoaka momba ny lalàmpanorenana natao ny alarobia 17 novambra 2010 lasa teo.
Hamaky ny tohinyTaorian’ny fametrahana ilay sorabaventy fanairana nataon’ireo mpiasan’ny fadintseranana ao Toamasina ny alatsinainy sy talata lasa teo, dia nivoaka omaly maraina ny taratasy milaza mazava ny fitokonan’izy ireo, raha tsy misy fandraisana fepetra mikasika ny fitakian’izy ireo.
Hamaky ny tohinyRaha nohainoana ny kabary nataon’i Saina Michel, lehiben’ny Faritra Analanjirofo sy ny Ben’ny tanàna ao Fenoarivo Atsinanana, Imboalahy Gaston, amin’ny fanaratsiana ireo mpitondra rehetra teo aloha, nandritra ny fandalovan’ny filohan’ny FAT tany an-toerana dia noheverina fa tena mandroso sy mandeha tsara ny raharaham-panjakana sy ny fitantanan-draharaha ao amin’ny faritra Analanjirofo sy ny Kaominin’i Fenoarivo Atsinanana manokana.
Hamaky ny tohiny