• Alarobia 24 Novambra 2010
Actualités.VAOVAO TAPATAPANY

Hamaky ny tohiny
  • Talata 23 Novambra 2010
Actualités.Grenady, baomba ... Mikorontana Antananarivo

Taitra indray Ambohijatovo, Analakely sy ny manodidina azy rehetra omaly raha naheno zavatra nirefotra mahery vaika.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 23 Novambra 2010
Actualités.Collectif des Journalistes Malgaches Maneho firaisankina amin’ireo haino aman-jery rahonana hakatona

Manoloana ny fikasana na fandrahonan’ny ministeran’ny serasera hanidy na hanakatona haino aman-jery dia maneho ny firaisankinany amin’ireo haino aman-jery ireo ny Collectif ary dia miantso ny fanjakana mba hamaritra ny sata ara-dalana amin’ny fanatanterahana ny asa.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 23 Novambra 2010
Actualités.Fikasana handrava ny OMDA Saropiaro ireo mpamorona mpikambana ao

Miteraka fizarazaran-kevitra eo amin’ny mpanakanto malagasy ny fanambarana nataon’ny mpanakanto vitsivitsy notarihin-dry Gege Rasamoely ny faran’ny herinandro lasa teo izay nilaza fa omena 72 ora ny Tale jeneralin’ny OMDA (ofisim-pirenena misahana ny zon’ny mpamorona) mba hametra-pialana sy nangataka ny handravana ny OMDA mihitsy.

Hamaky ny tohiny
FTT