• Zoma 26 Novambra 2010
Actualités.Mpanara-maso iraisam-pirenena Manahy ny fahasalaman’ireo voasambotra tao amin’ny BANI

Tonga nijery imaso an-dry Kolonely Charles sy ny ekipany ireo mpanara-maso iraisam-pirenena eo anivon’ny Croix Rouge izay notarihin’i Olivier Jenard.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 26 Novambra 2010
Actualités.GTT International Miantso ny iraisam-pirenena tsy hitazam-potsiny

«Fanamparam-pahefana tapitrohatra» no misy eto Madagasikara, hoy ny GTT International, raha tsy hiteny afa tsy ny famotehana izay rehetra hita fa manohitra ireo mpanongam-panjakana ka lasibatra indrindra amin’ireny ny avy amin’ny ankolafy Ravalomanana.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 26 Novambra 2010
Actualités.Raharaha Baolai Nanao valin-kafatra ny Kaominina

Nahatsiaro tena fa voadona mafy ny Kaominin’Antananarivo renivohitra taorian’ny lahatsoratra an-gazety izay manoso-potaka ny PDS Edgard Razafindravahy izay ahiahian’ny ministeran’ny fanajariana ny tany ho nanao kolikoly tamin’ny fanomezana alalana fanorenan-trano lehibe iray eny Soarano.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 26 Novambra 2010
Actualités.VAOVAO TAPATAPANY

Hamaky ny tohiny
FTT