Actualités

Mamy Rakotoarivelo Laniana aminy mihitsy ny 15 andro !


  • Talata 22 Martsa 2011


Mipetraka ankehitriny ny fanontanian’ny mpanara-baovao manoloana ilay famonjana an’i Tsimba sy Misa eny Ambatolampy izay fonjan’ny gadra politika. Heloka politika ve sa heloka bevava no anenjehana azy ireo ? Izao zava-misy izao mantsy dia toa manaporofo fa tena mifandraika amin’ny politika ity fisamborana sy famonjana ity. Endrika iray manome vahana ny olona hihevitra izany fa tena sinema namboarina tokoa iny nitranga teny amin’ny Marais Masay iny mba handetehana an’i Mamy Rakotoarivelo. Momba izany ihany dia mbola mampanontany tena ihany koa ny mampiahotra tampoka ny mpanao fanadihadiana hampakatra ny raharaha eny amin’ny fampanoavana. Tokony ho efa tamin’ny zoma teo izany no notontosaina saingy nahemotra tampoka noho ny antony tsy fantatra. Raha ny tsilian-tsofina re dia hoe taperina mihitsy ilay 15 andro napetraka amin’izay mba hahare hirifiry tsara io mpanao politika, mpitarika ny ankolafy Ravalomanana io...

 
r.d

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Fanirisoa Ernaivo
  • Zoma 02 Oktobra 2026

« Tsy misy valifaty politika !

  • Fitsarana
  • Zoma 02 Oktobra 2026

mangarahara sy manakaiky vahoaka

  • KAOMININA
  • Zoma 02 Oktobra 2026

ANTANANARIVO RENIVOHITRA

  • Trafika
  • Zoma 02 Oktobra 2026

sokatra radiata

  • Taom-pahavaratra 2026-2027
  • Zoma 02 Oktobra 2026

  • AMPITATAFIKA
  • Zoma 02 Oktobra 2026

ATSIMONDRANO 2 taonina isan'andro ny fako

Hijery ny tohiny
FTT