- Alakamisy 02 Desambra 2010
Actualités.Lietnà kolonely Charles Mitady azy isan’andro ireo zanany kamboty
Hamaky ny tohiny
Hamaky ny tohiny
Raikitra indray ny gidragidran’ny Tsena Mora tetsy Ankorondrano sy Anosibe. Ny tetsy Ankorondrano, raha araka ny hita teny an-toerana dia ny fahatezeran’ny olona noho ny tsy fisian’ny mangarahara no nitarika ny olana.
Hamaky ny tohinyRaha misy fizarana amboara dia ny Faritra Androy no nandrombaka izany ary nanao pao-droa mihitsy aza, tamin’iny fitsapan-kevi-bahoaka natao ny alarobia 17 novambra 2010 iny. Tany no navitrika ny mpifidy.
Hamaky ny tohinyHamaky ny tohiny
Vaky ambatolampy tsy hay nafenina intsony ny disadisa misy eo amin’i Hajo Andrianainarivelo, ministry ny fanapariaham-pahefana sy i Edgard Razafindravahy, filohan’ny delegasiona manokana (PDS) ny tanànan’Antananarivo.
Hamaky ny tohiny