• Talata 07 Desambra 2010
Actualités.Mitokona ny ladoany Toamasina Voahidy gadana ny biraon’ireo inspektera

Nikorontana ny teo anivon’ny ladoany Toamasina omaly alatsinainy maraina. Tonga tamin’ny ora fidirany isan’andro ihany ireo mpiasa, saingy tsy afaka niditra ny birao noho ny varavarambe nisy nanidy tamin’ny gadana vao maraina tokony tamin’ny 07ora araka ny fanazavan’ireo mpiambina mirahalahy.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 07 Desambra 2010
Actualités.Fitsarana avo momba ny lalàmpanorenana Nipasoka ny efa malama

Tsy nisy niova ny vokatra vonjimaika navoakan’ny CENI, ary dia nandresy mazava tamin’ny alalan’ny 74,19%-n’ny vato manankery ny ENY. Izay no vokatra ofisialy navoakan’ny Fitsarana avo momba ny lalàmpanorenana omaly maraina, tamin’ny alalan’ny fotoam-pitsarana manetriketrika teny Ambohidahy nanomboka tamin’ny 10 ora.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 07 Desambra 2010
Actualités.Referandaoma Tsy misy noraisina ny fitarainana

Tsy zava-baovao intsony no sady tsy mahagaga ny nankatoavan’ny Fitsarana Avo momba ny Lalàmpanorenana ny voka-pifidianana tamin’ilay fitsapan-kevi-bahoaka momba ny volavolan-dalàmpanorenana ny 17 novambra lasa teo.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 07 Desambra 2010
Actualités.VAOVAO TAPATAPANY

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 06 Desambra 2010
Actualités.Hitsidika, hitsikilo foara ? Taratasin’ny tribonaly no nanereny ny mpikarakara

Tsy dia fahita ny tranga toy ity. Mampieritreritra mihitsy koa aza raha amin’izao andron’ny fanalalahana ara-barotra izao no misy teritery ara-pitsarana.

Hamaky ny tohiny
FTT