Actualités

VAOVAO TAPATAPANY


  • Alatsinainy 11 Aprily 2011


Mitaraina noho ny afitsok’ireo mpitandro ny filaminana sasany miasa etsy amin’ny fasan’ny karana ireo mpivarotra avy any amin’ny faritany tonga maka entana eto an-drenivohitra. Araka ny fantatra mantsy dia takian’izy ireo patanty ireo mpivarotra ireo ka rehefa tsy manana izany dia terena handoa lelavola 15.000 ka 20.000 ariary vao alefany.

 

Mangataka ny mba hananan’izy ireo seranam-piaramanidina vaovao ny any Fianarantsoa. Maro amin’ireo mponina no maniry fatratra ny mba hitaingina fiaramanidina miala avy any, indrindra raha tojo olana sarotra toy ny aretina.

 
Nangonin’i Pati
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Fanirisoa Ernaivo
  • Zoma 02 Oktobra 2026

« Tsy misy valifaty politika !

  • Fitsarana
  • Zoma 02 Oktobra 2026

mangarahara sy manakaiky vahoaka

  • KAOMININA
  • Zoma 02 Oktobra 2026

ANTANANARIVO RENIVOHITRA

  • Trafika
  • Zoma 02 Oktobra 2026

sokatra radiata

  • Taom-pahavaratra 2026-2027
  • Zoma 02 Oktobra 2026

  • AMPITATAFIKA
  • Zoma 02 Oktobra 2026

ATSIMONDRANO 2 taonina isan'andro ny fako

Hijery ny tohiny
FTT