- Alatsinainy 11 Aprily 2011
Actualités.Lehiben’ny Faritra Boeny Miaro tena mafy
Tonga eto an-drenivohitra, mitarika ny delegasionin’ny tanora mandray anjara amin’ny fifaninanana basikety sokajy U-22 ny lehiben’ny Faritra Boeny, Rasoloniaina Jean Christophe Noël.
Hamaky ny tohiny
