- Talata 14 Desambra 2010
Actualités.Toamasina : Tra-doza ny «pompier» Roa maty tsy tra-drano, fito naratra mafy
Nivadika ny fiaran’ny pompier hany tokana ao Toamasina, 2 no maty, 7 hafa naratra. Tokony ho tamin’ny efatra ora tolakandro tany ho any ny Alatsinainy 13 desambra no nitrangan’ny loza teny Mangarivotra akaikin’ny fiangonana masindahy Paul Mangarivotra, raha ndeha hamonjy ny fahamaizan’ala mirefy 4ha any Tanandava iny ilay fiara mpamonjy voina, izao tra-doza izao.
Hamaky ny tohiny
