- Alarobia 15 Desambra 2010
Actualités.Faritra Alaotra Ahiana ny hisian’ny fipoahana ara-tsosialy
Hamaky ny tohiny
Hamaky ny tohiny
Hamaky ny tohiny
Araka ny voalazan’ny Sekretera jeneralin’ny ministeran’ny Fahasalamana, Pr Rakotomanga Jean de Dieu, dia misy poizina mahery vaika antsoina hoe «arsenic» ilay vatomamy nohanin’ilay ankizy vao efa-taona ka nitarika fahafatesan’ity farany.
Hamaky ny tohinyHamaky ny tohiny
Mampitovy fomba fijery ny SAMIFIN, sampandraharaha misahana ny ady amin’ny famotsiam-bola sy ireo departemanta isan-tsokajiny momba ny fitsarana sy ny fitantanam-bola izay mpiara-miasa aminy akaiky.
Hamaky ny tohinyNodimandry omaly teo amin’ny faha-76 taonany tatsy amin’ny nosy La Réunion Atoa Pascal Rakotomavo, efa governoran’ny faritanin’Antananarivo no sady efa praiminisitra nandritra ny fitondran’ny amiraly Didier Ratsiraka.
Hamaky ny tohiny