• Zoma 24 Desambra 2010
Actualités.Foloalindahy Namela takaitra sarotra tsaboina ireo fikomiana telo

Feno iray volana amin’ny alahady 26 desambra ho avy izao ny nampidirana tany am-ponja ireo manamboninahitra voarohirohy tao anatin’ny raharaha BANI, resaka fanonganam-panjakana moa no hiampangana azy ireo ary eny Tsiafahy no tazomina am-ponja ny sasany amin’izy ireo, ny hafa kosa ao Antanimora.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 24 Desambra 2010
Actualités.Teknôlojia avo lenta Tsy mandeha ny tsena

Araka ny filazan’ireo mpandraharaha eo amin’ny sehatry ny teknolojia avo lenta ka manana itony magazay «Hi-Tech» eto an-drenivohitra itony, dia nihena be mihitsy ny entana lafo tamin’ity taona 2010 ity.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 24 Desambra 2010
Actualités.VAOVAO TAPATAPANY

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 23 Desambra 2010
Actualités.Jeune Chambre International Toamasina Mijoro ho tanora tena mandray andraikitra sahy

Nanomana adihevitra sy fifanakalozan-kevitra mahakasika ny antsoina hoe «ny tontolon’ny fandraharahana» ireo tanora lahy sy vavy mivondrona eo anivon’ny JCI, Jeune Chambre International, tao Toamasina.

Hamaky ny tohiny
FTT