• Alatsinainy 03 Janoary 2011
Actualités.FIS Iza no mifehy azy?

Vondron-tafika iray mampiaiky volagna ny rehetra, na sivily na miaramila ny Force d`Intervention Spéciale na ny FIS.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 03 Janoary 2011
Actualités.Edgar Razafindravahy Manelingelina ny fitondrana ?

Tato anatin’ny roa volana teo izao dia hita ho niha-henjakenjana ihany ny fifandraisana teo amin’ny PDS-n’ny Kaominina Antananarivo renivohitra, Edgar Razafindravahy, sy ny fitondrana tetezamita, indrindra moa fa ny avy ao amin’ny ministeran’ny fanajariana ny tany sy ny fanapariaham-pahefana tarihan’i Hajo Andrianainarivelo, izay mpiahy ny Kaominina rehetra manerana ny nosy.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 03 Janoary 2011
Actualités.Fiaraha-mitantana Antoka hamerenana ny famatsiam-bola

Na dia manam-paniriana mafy ny hitantana samirery ny firenena aza i Andry Rajoelina dia tsy maintsy miara-miasa ihany amin’ireo ankolafy politika hafa, noho ny tsy fisian’ny fanampiana ara-bola avy any ivelany mihitsy tato anatin’ny roa taona.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 30 Desambra 2010
Actualités.Mpampianatra FRAM Nampanantenaina tsy misy

Mitaraina mafy ary ranomaso tsy latsaka sisa ny an’ireo mpampianatra FRAM amin’izao fotoana izao. Mandrak’ity ny anio mantsy, indrisy fa dia tsy hita nanjavonana ilay tambin-karama izay nampanantenain’ingahy Ministry ny fanabeazam-pirenena tamin’ny haino aman-jery fa havoaka mialoha ny fety.

Hamaky ny tohiny
FTT