• Alarobia 05 Janoary 2011
Actualités.VAOVAO TAPATAPANY

Hamaky ny tohiny
  • Talata 04 Janoary 2011
Actualités.Raharaha ACOA Toamasina Nivaha ihany ny vola voageja

Raha ny fanazavana azo farany, dia efa nivaha ny volan’ny ACOA voageja teo anivon’ny banky BFV-SG Toamasina, vokatry ny disadisa tsy nisy fitsaharany teo amin’ny ekipan’ny Giovanni sy Mapoka Jean François ary ireo mpiray tendro aminy tamin’ny vondrona ACOA Toamasina.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 04 Janoary 2011
Actualités.“Police de marché» sy mpivarotra amoron-dalana Raikitra ny fifamelezana teny Ambohijatovo

Raikitra ara-bakiteny ny savorovoro teo amin’ny mpivarotra amoron-dalana sy ireo “Police de Marché” miankanjo “polo” maitso efa vasoky ny taona 2010, omaly teny Ambohijatovo.

Hamaky ny tohiny
FTT