- Alatsinainy 10 Janoary 2011
Actualités.Oniversite Samy mitazona ny heviny ny SECES sy ny Ministra
Hamaky ny tohiny
Hamaky ny tohiny
«Tsy mahagaga ahy raha naverin’ny mpividy azy tany Eorôpa ny lodsia malagasy noho ny haratsiny sy ny tsy fanarahana ny kalitaony. Efa nampoizina izany noho ny zava-nisy tamin’ny taom-piotazana ny taona lasa. Ireo manam-bola sy be sandry ary ireo to teny amin’ny FAT mantsy no mpibaiko, ka izao no vokany».
Hamaky ny tohiny«Namidin’ny Ben’ny tanàna teo aloha an-tsokosoko ny tanin’ny Kaominina etsy Bazary be, nefa efa nisy tetikasa hanamboarana azy io ho lasa ‘Maison de La Réunion’ eto Toamasina», izay no nambaran’i Ricky Dinh Van lefitra faharoa ny PDS nisolo toerana an-dRtoa Naharimamy Irma.
Hamaky ny tohinyHamaky ny tohiny
Hamaky ny tohiny