Actualités

VAOVAO TAPATAPANY


  • Alatsinainy 23 Mey 2011


Hahazo ny tambin-karamany avokoa ireo sefo fokontany rehetra eto Antananarivo renivohitra. Ireo sefo fokontany ao amin’ny Boriborintany voalohany no nisantatra izany ny faran’ny herinandro teo. Tambinkarama izay tsiahivina fa 40.000 ariary ny amin’ny sefo fokontany raha 20.000 Ar ny an’ireo lefiny. Miisa 88 izy ireo no hahazo tombontsoa amin’izany raha miankina amin’ny fandaminana avy amin’ny tompon’andraikitra kosa ny fizarana azy.

Nametra-pialana tsy ho mpanolotsaina eo anivon’ny tanànan’Antananarivo renivohitra intsony ireo mpanolotsaina miisa telo voatendry ho mpikambana eo anivon’ny Kongresin’ny tetezamita. Araka ny lalàna mantsy dia tsy azo atao ny mampirafy asa, indrindra raha voatendry amin’ny asa ambony mitaky andraikitra goavana tahaka izao ny olona iray. Eo an-danin’izay anefa dia mbola misy amin’ireo mpanolotsaina izay voatendry ho CT no manao fitan-droa.

Nangonin’i Pati
 

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Fanirisoa Ernaivo
  • Zoma 02 Oktobra 2026

« Tsy misy valifaty politika !

  • Fitsarana
  • Zoma 02 Oktobra 2026

mangarahara sy manakaiky vahoaka

  • KAOMININA
  • Zoma 02 Oktobra 2026

ANTANANARIVO RENIVOHITRA

  • Trafika
  • Zoma 02 Oktobra 2026

sokatra radiata

  • Taom-pahavaratra 2026-2027
  • Zoma 02 Oktobra 2026

  • AMPITATAFIKA
  • Zoma 02 Oktobra 2026

ATSIMONDRANO 2 taonina isan'andro ny fako

Hijery ny tohiny
FTT