- Alatsinainy 17 Janoary 2011
Actualités.Raharaha FIGN Nisy manamboninahitra iray nafahana
Hamaky ny tohiny
Hamaky ny tohiny
Nandeha fitsarana ady maika omaly tao Anosy ilay raharaha fangatahana ny hamohana an’Antsahamanitra.
Hamaky ny tohiny«Hanamboarana hopitaly tena manara-penitra i Toamasina. Eo an-tokotany nisy ny orinasan-dry zalahy no hanorenantsika azy… Afaka herinandro monja dia hanomboka ny asa amin’ny fametrahantsika ny vato fehizoro».
Hamaky ny tohinyManomboka miarina ny Jirama Toamasina taorian’ny fanatsarana sy fanavaozana natao taminy nanomboka ny taona 2007 hatramin’izao, tamin’ny fanafarana ireo fitaovana vaovao famokarana herinaratra sy niarahana niasa tamin’ny Indiana sy Sinoa tamin’ny fametrahana izany.
Hamaky ny tohinyFandaharam-potoana roa samy hafa no miandry ireo mpitolona miara-dia amin’ny Ankolafy Telo ny sabotsy 15 janoary ho avy izao.
Hamaky ny tohiny