• Alakamisy 20 Janoary 2011
Actualités.Toamasina Lany vatsy sahady ny Tsena Mora ?

Tsy mbola hita ao Toamasina hatramin’izao na iray kilao aza ilay vary mora, saingy lafo raha miohatra amin’ny fampanantenana teny amin’ny Kianjan’ny 13 mey roa taona lasa sy ny vidim-barin’ny fitondrana teo aloha, nampanantenain’i Andry Rajoelina, filohan’ny FAT efa roa herinandro izao.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 20 Janoary 2011
Actualités.«Passerelle Internationale Unique» Miaro tena mafy i Camille Vital

Mbola mipetraka ho baraingo hatramin’izao ny tohin’ny resaka “Passerelle Internationale Unique”.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 20 Janoary 2011
Actualités.VAOVAO TAPATAPANY

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 19 Janoary 2011
Actualités.Hopitaly Androva Mahajanga Viraviraina ny volan’ny marary

Hatairana ny an’ny mpiasa ao amin’ny hopitaly Androva ao Mahajanga raha nahalala fa misy hatramin’ny telo tapitrisa ariary ifampizaran’ireo mpitantana ao amin’ity hopitaly ity amin’ny resaka «indemnité».

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 19 Janoary 2011
Actualités.Horonan-tsary FPVM Mitombo isa ireo midoboka am-ponja

Mivoatra hatrany ny fanadihadian’ny mpitandro ny filaminana mahakasika ilay horonan-tsary mamoafady tao amin’ny fiangonana FPVM.

Hamaky ny tohiny
FTT