• Alarobia 02 Febroary 2011
Actualités.Tany eto an-drenivohitra Anjakazakan’ny Karana sy teratany vahiny

Mahazo hery tanteraka ny Karana sy ny vahiny, indrindra ny Frantsay amin’izao fotoana izao eto amin’ny firenena. Ny eto an-drenivohitra manokana dia efa niaraha-nahita ny zava-misy teny amin’ny lalana mankany Soavina Atsimondrano.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 02 Febroary 2011
Actualités.VAOVAO TAPATAPANY

Hamaky ny tohiny
  • Talata 01 Febroary 2011
Actualités.Maloto ny tanàna Hifampitana ny Kaominina sy ny Trésor

Efa ho andro maromaro izay no tsy naharaka nanala fako tao Antsiranana tampon-tanàna ireo fiara mpanary fakon’ny Kaominina. Vokany, manomboka maimbo ny tanàna ka niala tamin’ny lazany teo aloha.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 01 Febroary 2011
Actualités.Raharaha «bois de rose» Hanjakan’ny hosoka sy ny fivadiham-pitokisana

Raha ny fanondranana an-tsokosoko (?) “bois de rose” no nanjaka teo aloha teo, ankehitriny dia ny famitahana ireo mpividy azy any Chine indray no mpitranga. Tranga iray no hita teo anivon’ny seranan-tsambo ny 18 janoary teo, raha teo am-panondranana azy tao anaty sambo ny MICTSL mpikirakira ny kaontenera.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 01 Febroary 2011
Actualités.Tao am-piandrasam-paty Saika rafitra ny ady noho ny resaka FIGN

Raiki-tampisaka ao anatin’ny manamboninahitra zandary sasany amin’izao fotoana izao ilay resaka teny amin’ny FIGN ny volana mey 2010. Nisy ny fifamaliana afak’omaly alina nandritra ny fiandrasam-paty ny jeneraly Ravelomanana Claude.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 01 Febroary 2011
Actualités.VAOVAO TAPATAPANY

Hamaky ny tohiny
FTT