Actualités
- Alakamisy 03 Febroary 2011
Actualités.Fanonganam-panjakana 2009 Nohenoina ny Kly Charles
Hamaky ny tohiny
Hamaky ny tohiny
Ho an’ny Vondron’ny olon-tsotra mitaky ny famerenana ny ara-dalàna dia mpanangon-kevitra fotsiny fa tsy mpandrafitra sori-dalana hivoahana amin’ny krizy ny Dr Leonardo Simao iraka manokan’ny SADC.
Hamaky ny tohinyHamaky ny tohiny
Hamaky ny tohiny
Tsy faly ireo zanaky ny «Grand Sud-Est» monina ao Toamasina noho ilay raharaha posy ny 17 janoary. 39 mirahalahy ireo MD tamin’ny 41 voasambotra, ka 05 tsy ampy taona, ny 02 naratra mafy nafahana. Nisy ny resaka nifanaon’ny gazety Tia Tanindrazana tamin’i Georges na Iaban’i Pata, filohan’ny fikambanana tanora Grand Sud-Est mikasika iny raharaha iny.
Hamaky ny tohiny