Actualités

Voninahitsy Jean Eugčne «Mpandraharaha andramena ny zanako»


  • Alakamisy 14 Jolay 2011

«Tsy ao anatin’ny resaka trafika andramena na bois de rose ny zanako», hoy i Voninahitsy Jean Eugčne omaly teny Tsimbazaza, fa mpandraharaha manana fahazoan-dalana ara-dalŕna ny amin’izany ary nahazo «agrément» amin’ny fanondranana azy io.

 Anisan’ireo manana entana nahazoana «agrément» io zanako io, hoy izy, fa ireo trafika no nalefa fa ireo ara-dalàna kosa najanona avokoa ny fanondranana azy. Marihina fa mbola nifamaly hafatra tamin’ny haino aman-jery omaly ny “Cellule de crise” ao amin’ny Kongresin’ny tetezamita tarihin’i Voninahitsy sy ny minisitry ny fitsarana Razanamahasoa Christine, mikasika ny resaka «immunité parlementaire». Nanamarika i Voninahitsy Jean Eugène fa ny fitsipika anatiny mifehy ny Kongresin’ny tetezamita, izay nankatoavin’ny Fitsarana avo momba ny lalàmpanorenana dia milaza mazava ny fananan’ny CT zo hahazo ny «immunité parlementaire». Toherinay marindrano, araka izany, ity fanamborana olona fahatany ity, hoy ihany i Voninahitsy. Nomarihany fa hanara-maso ity resaka andramena ity ry zareo ka tsy maintsy hivoaka ny anaran’ny tena atidohan’izy io.

 

Manohy

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Pr Ange Andrianarisoa
  • Talata 05 Mey 2026

«Mila lalàna afaka manasoa

  • FIARAHA-MIASA
  • Talata 05 Mey 2026

Influenceurs miisa 7 lasa any Rosia

  • Tontolo iainana,
  • Talata 05 Mey 2026

tanora, angovo azo havaozina

  • Alaotra Mangoro
  • Talata 05 Mey 2026

Misokatra ny taom-piotazana,

  • Fanorenana ny
  • Alatsinainy 04 Mey 2026

fandriampahalemana

  • Depiote Naivo Raholdina
  • Alatsinainy 04 Mey 2026

Voasambotry ny mpitandro ny filaminana…

Hijery ny tohiny
FTT