- Zoma 11 Febroary 2011
Actualités.Fampielazam-baovao Tonga soa ny gazety «The Times of Madagascar»
Hamaky ny tohiny
Hamaky ny tohiny
Fantatra izao fa efa nisy ny fifampiresahana teo amin’ny fitondrana tetezamita sy ny solontenan’ireo mpandraharaha amin’ny sehatry ny fifandraisan-davitra momba ilay raharaha “Passerelle Internationale Unique” ka nanomboka hita ny marimaritra iraisana raha ny loharanom-baovao azo.
Hamaky ny tohinyTsy zakan’ny mpiasam-panjakana intsony ny fiainana amin’izao fotoana raha ny fahitan’ny Fiaraha-Mientan’ny Mpiasam-panjakana Malagasy na F3M azy.
Hamaky ny tohinyTao anatin’ny herintaona izay, dia feno dian-tanan’ny «tsimatimanota» ao ambadiky ny fahaverezan’entana eo anivon’ny seranan-tsambo Toamasina.
Hamaky ny tohiny