Actualités

Hafa kely Ampandoavina 2000Ar handraisana ny minisitra ?


  • Talata 19 Jolay 2011


Raha tsy misy ny fiovana dia ho avy hitsidika any Tolagnaro ny minisitry ny fanabeazam-pirenena, ny 6 aogositra ho avy izao. Mihevitra ny hanomana fandraisana manokana sy amin’ny fomba mihaja ity minisitra ity ireo mpiandraikitra ny fampianarana any an-toerana. Ao anatin’izany no mandeha ity resaka fanangonam-bola ity, hatao solom-bodiakoho. 2000 ariary isaky ny mpampianatra no voalaza fa haloa hatreto. Samy gaga ny rehetra satria tsy mahazatra indray ity, sady mbola anatin’ny fahasahiranana tanteraka ihany koa ny mpampianatra.

Natiora OTH

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Fanirisoa Ernaivo
  • Zoma 02 Oktobra 2026

« Tsy misy valifaty politika !

  • Fitsarana
  • Zoma 02 Oktobra 2026

mangarahara sy manakaiky vahoaka

  • KAOMININA
  • Zoma 02 Oktobra 2026

ANTANANARIVO RENIVOHITRA

  • Trafika
  • Zoma 02 Oktobra 2026

sokatra radiata

  • Taom-pahavaratra 2026-2027
  • Zoma 02 Oktobra 2026

  • AMPITATAFIKA
  • Zoma 02 Oktobra 2026

ATSIMONDRANO 2 taonina isan'andro ny fako

Hijery ny tohiny
FTT