- Talata 15 Febroary 2011
Actualités.VAOVAO TAPATAPANY
Hamaky ny tohiny
Hamaky ny tohiny
Hamaky ny tohiny
Nanao be midina, tamin’ity herinandro ity, nijery ny tena zava-nisy tao Mandraka Ambodiampaly Toamasina II, 40km miala ny renivohitr’i Toamasina I, ny ekipan’ny ministeran’ny harena ambanin’ny tany sy ny lehiben’ny faritra Atsinanana, mikasika ny fitrandrahana “saphir” sy volamena misy ao amin’ity tanàna ity.
Hamaky ny tohinyNanao be midina tao Toamasina, araka ny baiko niainga avy eny Ambohitsorohitra, ekipan’ny prezidansy niaraka tamin’ny miaramila avy amin’ny FIS sy ny Emmo-Nat ary ny FIP ary ny Talen’ny varotra Toamasina, nisava sy hanao fanagiazana ireo vary ao anatin’ireo magazain’ireo mpamongady sy mpanafatra vary.
Hamaky ny tohinyHamaky ny tohiny