Actualités

Ambohidahy Ankadindramamy Ny jiro tapaka, ny vaovao tsy heno


  • Alakamisy 21 Jolay 2011


 Miaina anatin’ny fatapahan-jiro indray Antananarivo sy ny manodidina tato ho ato. Tsy manome fanazavana ofisialy mikasika izany ny ao anivon’ny Jirama. Toa revo amin’ny fanapahan-jiro amin’ireo biraom-panjakana tsy mahaloa faktiora izy ireo. Na izany aza dia mampitaraina ny mponina ity fahatapahan-jiro lava ity. Ho an-dry zareo eny Ambodihady Ankadindramamy eny dia ao anatin’ny fotoana mba tokony hanarahana voavao amin’ny haino aman-jery mihitsy no tapaka ny jiro. Tato anatin’ny roa herinandro mantsy izao dia eo anelanelan’ny amin’ny fito ora sy fahatelony hariva ka hatramin’ny valo ora sy sasany aliny io delestazy io no mitranga. Rehefa miverina indray anefa ny jiro, dia tsy ampy tanjaka, fa dia malefaka zara raha maharehatra takamoa, ka anairan’izy ireo ny eo anivon’ny Jirama.

 

Nangonin’i Jean D.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Fanirisoa Ernaivo
  • Zoma 02 Oktobra 2026

« Tsy misy valifaty politika !

  • Fitsarana
  • Zoma 02 Oktobra 2026

mangarahara sy manakaiky vahoaka

  • KAOMININA
  • Zoma 02 Oktobra 2026

ANTANANARIVO RENIVOHITRA

  • Trafika
  • Zoma 02 Oktobra 2026

sokatra radiata

  • Taom-pahavaratra 2026-2027
  • Zoma 02 Oktobra 2026

  • AMPITATAFIKA
  • Zoma 02 Oktobra 2026

ATSIMONDRANO 2 taonina isan'andro ny fako

Hijery ny tohiny
FTT