• Zoma 22 Jolay 2011
Actualités.Volabe karaman’ny CT very “157 836 000 Ar ny fitambarany”, hoy ny Kestora I

Mbola miteraka resabe eo anivon’ny fiarahamonina ny fahaverezam-bolabe voalaza fa nitranga teny Tsimbazaza ny tolakandron’ny alarobia lasa teo.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 22 Jolay 2011
Actualités.Fiaraha-miasa Vonona hampiasa vola eto ny Maleziana

Nilaza ny fahavononany handresy lahatra ireo mpandraharaha maleziana hampiasa vola eto Atoa Adnan Tengku Mansor, Sekretera jeneralin’ny vondron’antoko UMNO (United Malays National Organisation) any Malezia, raha nitafa tamin’ny mpanao gazety tetsy amin’ny Apart Hotel Ambatoroka omaly tolakandro.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 21 Jolay 2011
Actualités.Fiarovana sy fitrandrahana hazo sarobidy Mifanohitra amin’ny lalàna ny fanapahan-kevitry ny FAT

Mifanohitra amin’ny lalàna efa nisy hatramin’izay ny fanapahan-kevitra noraisin’ny FAT manoloana ny fiarovana sy ny fitrandrahana ireo hazo sarobidy eto amintsika, araka ny fanazavan’ireo “Agents forestiers” mivondrona ao amin’ny sendika teknisianin’ny ala.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 21 Jolay 2011
Actualités.Lisi-pifidianana Hisy mpifidy vaovao 1 400 000

Ny 10%-n’ireo taratasy fanisam-bahoaka na FRE naparitaka sisa no tsy mbola tafaverina eny anivon’ny Distrika isan-tokony, araka ny tatitry ny CENI.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 21 Jolay 2011
Actualités.TVM RNM Tolagnaro Notapahin’ny Jirama ny herinaratra

Roa andro omaly izao no tsy afaka nanaraka ny fandaharana TVM-RNM ny ao Tolagnaro.

Hamaky ny tohiny
FTT