• Alatsinainy 25 Jolay 2011
Actualités.Raharaha andramena Aoka izay ny kabary, avoahay ny anaran’ireo tena atidoha !

Na dia efa maro be aza ny lesona azo notsoahana tamin’ny zava-nisy teto amin’ny firenena, ary na dia efa taona 2011 aza isika ankehitriny dia mbola mampihatra ny fomba fiasany tamin’ny 2009 ihany FAT.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 25 Jolay 2011
Actualités.THB Ihany oà ! Nivoaka ny rakitsary vaovao manara-penitra

Nampahafantarina tamim-pomba ofisialy omaly hariva tetsy amin’ny Kudéta Carlton Anosy ny fivoahan’ny rakitsary vaovao “THB ihany oà!” novokarin’ny orinasa Brasseries STAR.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 22 Jolay 2011
Actualités.Toby mpaninjara solika Mikatona tsikelikely ny eto an-drenivohitra

Manoloana ny fahasahiranana mianjady amin’ireo toby mpaninjara solika toy ny fivarotana solika lasa fatiantoka dia misy ireo toby voatery nampihena ny mpiasa ao aminy na koa miditra amin’ny fampiasana ny renivola ary dia misy mihitsy aza ireo nanakatona ny varavarany.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 22 Jolay 2011
Actualités.Flesy hita tao am-paosy Namoizan’i Zénon ny ainy

Flesy tao am-paosiny no niampangan’ny polisy an’i Hajamananirainy Zénon Marc, ho nikasa hitoraka ny kôrtezy nitondra ny filohan’ny FAT ka nanaperana ny ainy.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 22 Jolay 2011
Actualités.Mpikamban’ny Kongresy iray Nitsoaka hofan-trano fito volana, 14 tapitrisa Ia

Nesorin’ny tompontrano tamin’ny trano fonenany efa ho volana maromaro izay ity mpikambana iray ao amin’ny Kongresin’ny tetezamita, avy amin’iny Faritra Anôsy, ity noho izy tsy nahaloa ny hofan-trano 7 volana.

Hamaky ny tohiny
FTT