• Alarobia 27 Jolay 2011
Actualités.Mpamily taxi novonoin’ny «polisy» Mitaky ny mangaraharaha ny fianakavian’ny maty

Araka ny voalazan’ireo havan’ilay lehilahy mpamily fiarakaretsaka maty novonoin’ny “polisy” dia mitaky ny hanaovana mangaraharaha ny famotorana mikasika izay tena antony namonoana ny havany izy ireo.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 26 Jolay 2011
Actualités.Antsiranana Frantsay mpampiditra basy nosamborina

Ny 14 jolay teo no nahazo vaovao ny DST fa misy Frantsay mampiditra basy ao Antsiranana. Nidina tany an-toerana izy ireo nanamarina ny zava-nisy ary koa nanokatra ny fanadihadiana.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 26 Jolay 2011
Actualités.Fanamparam-pahefana Lanonana niafara tamin’ny ady

Fanamparam-pahefana Lanonana niafara tamin’ny ady

Hamaky ny tohiny
  • Talata 26 Jolay 2011
Actualités.Sokatra tratra teny Ivato Mifanilika indray ny zandary sy polisy

Sokatra miisa 196 no sarona teny amin’ny seranam-piaramanidina Ivato omaly vao mangiran-dratsy, nanodidina ny tamin’ny roa ora maraina.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 26 Jolay 2011
Actualités.Trano maromaro Noravana tsy misy hatak’andro omaly

Fivarotana hanimasaka na “Gargotte” miisa enina teo akaikin’ny Gare Manguier sy trano fonenana sy fivarotana teny akaikin’ny Gare Manangareza samy ao Toamasina, no indray narodana omaly ny alatsinainy 25 jolay maraina, rehefa samy nahazo fampilazana tamin’ny alalan’ny didim-pitondrana iraisan’ny ministera, dia ny fanajariana ny tany sy ny fitaterana, ireo voakasika ny sabotsy hariva teo.

Hamaky ny tohiny
FTT