• Zoma 29 Jolay 2011
Actualités.Fandravana trano tao Toamasina “Tsy nanara-dalàna ny vaditany nampanaovina azy”

Resabe ao Toamasina ny zava-nisy nandritra ny fandravana ireo trano nambara fa tsy ara-dalàna, tao anatin’ny nambara koa fa tokotanin’ny Madarail.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 29 Jolay 2011
Actualités.Raharaha andramena Lietna-kolonely nanda ny fiantsoan’ny Bianco ?

Manamboninahitra lietna-kolonely iray fanta-daza no fantatra fa voaantso eny amin’ny Bianco noho ny resaka andramena.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 29 Jolay 2011
Actualités.Tsy aritra Sahiran-tsaina tanteraka i Andry Rajoelina

Ao anatin’ny kihon-dalana goavana amin’ny raharaham-pirenena sy ny famahana ny krizy ny eto Madagasikara amin’izao fotoana.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 28 Jolay 2011
Actualités.Fandrafetana ny lisi-pifidianana Mbola betsaka ny olana mila vahana Toamasina

Nanao rodobe tao an-drenivohitry ny Faritra Atsinanana ireo minisitra zanak’i Toamasina, nahitana an’i Pierrot Rajaonarivelo, Yvette Sylla, Elysée Ratsiraka ary ny jeneraly Rajaonarison Pascal Jacques, niaraka tamin’ny kaomiseram-pifidianana Me Maria Raharinarivonirina.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 28 Jolay 2011
Actualités.Herisetra ara-pananahana Kilemaina nifandimbiasan’ny mpamily efatra

Tovovavy kilemaina, 21 taona, no tratry ny herisetra ara-pananahana teny Ivandry ny 11 jolay teo.

Hamaky ny tohiny
FTT