Actualités

Mpiasan’ny Faritany Fito volana tsy nandray karama ireo ECD


  • Zoma 29 Jolay 2011


 Efa ho fito volana izao, araka ny fanadihadiana natao, no tsy nandray karama intsony ireo mpiasa ECD niasa teny amin’ny Faritany teo aloha. Miisa 200 izy ireo ka ny antsasamanila dia avy eto Antananarivo avokoa. Hatramin’ny niovan’ny Faritany ho lasa Faritra no nitrangan’io olana io. Efa nisy ny fitarainana nataon’ireto mpiasa ireto teo anivon’ny Ministeran’ny Atitany izay mpiahy azy saingy nilaza ity ministera ity fa tsy mbola misy vola. Eny am-pelatanan’ny Ministeran’ny vola sy ny tetibola indray ny fangatahana ankehitriny saingy nanambara ny minisitra fa mbola miandry ny filankevitry ny governemanta. Mitaraina araka izany, ireto mpiasa ireo hitadiavana vahaolana amin’izao manjo azy ireo izao.

 

Pati

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Fanirisoa Ernaivo
  • Zoma 02 Oktobra 2026

« Tsy misy valifaty politika !

  • Fitsarana
  • Zoma 02 Oktobra 2026

mangarahara sy manakaiky vahoaka

  • KAOMININA
  • Zoma 02 Oktobra 2026

ANTANANARIVO RENIVOHITRA

  • Trafika
  • Zoma 02 Oktobra 2026

sokatra radiata

  • Taom-pahavaratra 2026-2027
  • Zoma 02 Oktobra 2026

  • AMPITATAFIKA
  • Zoma 02 Oktobra 2026

ATSIMONDRANO 2 taonina isan'andro ny fako

Hijery ny tohiny
FTT