• Talata 22 Febroary 2011
Actualités.Resaka mersenera Nangina ny FAT

Novoizin’ireo haino aman-jery manohana ny Fahefana Avon’ny Tetezamita mafy tamin’iny herinandro iny fa dia ho avy miaraka amin’ny mersenera vazaha indray Atoa Marc Ravalomanana amin’ny fiverenany eto, izay tokony ho tamin’ny sabotsy 19 febroary teo, tsiahivina ihany.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 21 Febroary 2011
Actualités.Taratasin-dRatsirahonana Nanakana ny fiverenan’i Dada

Nanao izay fomba rehetra tsy nahafahan’ny filoha Marc Ravalomanana ny Fahefana Avon’ny Tetezamita.

Hamaky ny tohiny
FTT